Misedra olana ity Nosy malalanay ity Mangataka Aminao 'zahay Kristy Vahao re ny olana Esory ireo fatorana 'Zay mbola manefitra anay hiray Aminao Anao anie ity Madagasikara ity Jesosy ô ! Miangavy Anao re zahay vonjeo re ry Ray
O!o!o!o!o!o!o!o! Ampio zahay O!o!o!o!o!o!o!o! Vonjeo re ry Ray
Ref : Fa miaina ao anatin'ny sarotra sy ny fijaliana Jereo f'efa reraky ny ady sy ny fahoriana izahay Manjaka tokoa ny asan'ny satàna sy ny haratsiana O ! o ! Mifona re ! Mamelà ity Nosinay .